Mpitoriteny 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Na iza na iza olo-marina eto ambonin’ny tany ka manao ny tsara dia mbola manota ihany.+ Romanina 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ahoana àry? Manana tombony ve isika raha oharina amin’ny hafa?+ Tsia dia tsia! Efa nohazavaintsika teo aloha hoe eo ambany fahefan’ny ota avokoa na ny Jiosy na ny Grika,+
9 Ahoana àry? Manana tombony ve isika raha oharina amin’ny hafa?+ Tsia dia tsia! Efa nohazavaintsika teo aloha hoe eo ambany fahefan’ny ota avokoa na ny Jiosy na ny Grika,+