Levitikosy 17:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa ao amin’ny ra+ ny ain’ny nofo. Ary nasaiko natao teo amin’ny alitara ny ra mba handrakofana+ ny fahotanareo, satria ny ra+ no mandrakotra+ fahotana noho ny aina ao aminy. Asan’ny Apostoly 13:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany izay rehetra mino, eny, ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra tsy azon’ny lalàn’i Mosesy+ nanambarana anareo ho tsy manan-tsiny.+ Efesianina 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izy io no ananantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana amin’ny alalan’ny rany,+ eny, ahazoantsika ny famelana+ ny helotsika, araka ny harenan’ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.+
11 Fa ao amin’ny ra+ ny ain’ny nofo. Ary nasaiko natao teo amin’ny alitara ny ra mba handrakofana+ ny fahotanareo, satria ny ra+ no mandrakotra+ fahotana noho ny aina ao aminy.
39 ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany izay rehetra mino, eny, ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra tsy azon’ny lalàn’i Mosesy+ nanambarana anareo ho tsy manan-tsiny.+
7 Izy io no ananantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana amin’ny alalan’ny rany,+ eny, ahazoantsika ny famelana+ ny helotsika, araka ny harenan’ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.+