2 Korintianina 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa avy amin’Andriamanitra ny zava-drehetra, ary nampihavaniny+ taminy tamin’ny alalan’i Kristy izahay, ka nomeny fanompoana+ fampihavanana, Kolosianina 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nampihavanin’Andriamanitra taminy+ indray anefa ianareo izao, tamin’ny alalan’ny vatana ara-nofo nananan’izy io, tamin’ny nahafatesany.+ Amin’izay dia mba ho masina sy tsy misy tsiny+ ary tsy misy hokianina+ ianareo rehefa atolotra eo anatrehany,
18 Fa avy amin’Andriamanitra ny zava-drehetra, ary nampihavaniny+ taminy tamin’ny alalan’i Kristy izahay, ka nomeny fanompoana+ fampihavanana,
22 Nampihavanin’Andriamanitra taminy+ indray anefa ianareo izao, tamin’ny alalan’ny vatana ara-nofo nananan’izy io, tamin’ny nahafatesany.+ Amin’izay dia mba ho masina sy tsy misy tsiny+ ary tsy misy hokianina+ ianareo rehefa atolotra eo anatrehany,