Genesisy 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Amin’ny hatsembohan’ny tavanao no hihinananao hanina, mandra-piverinao amin’ny tany, fa avy tamin’ny tany no nakana anao.+ Fa vovoka ianao ary hiverina ho vovoka indray ianao.”+ 1 Korintianina 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa satria olona iray no niavian’ny fahafatesana,+ dia olona iray koa no iavian’ny fitsanganan’ny maty.+
19 Amin’ny hatsembohan’ny tavanao no hihinananao hanina, mandra-piverinao amin’ny tany, fa avy tamin’ny tany no nakana anao.+ Fa vovoka ianao ary hiverina ho vovoka indray ianao.”+
21 Koa satria olona iray no niavian’ny fahafatesana,+ dia olona iray koa no iavian’ny fitsanganan’ny maty.+