Galatianina 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Raha izaho kosa, dia noho izaho nanaraka ny lalàna no nahafaty ahy raha ny amin’ny lalàna,+ mba hahavelona ahy ho an’Andriamanitra.+
19 Raha izaho kosa, dia noho izaho nanaraka ny lalàna no nahafaty ahy raha ny amin’ny lalàna,+ mba hahavelona ahy ho an’Andriamanitra.+