Galatianina 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa voaozona izay rehetra miantehitra amin’ny asan’ny lalàna, satria voasoratra hoe: “Voaozona izay tsy maharitra mankatò ny zavatra rehetra voasoratra ao amin’ny horonam-boky misy ny Lalàna.”+ Kolosianina 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary novonoiny+ ilay sora-tanana+ nisy didy maro,+ izay niampanga antsika sy nanameloka antsika.+ Eny, nesoriny izy io rehefa nofantsihany+ tamin’ny hazo fijaliana.+
10 Fa voaozona izay rehetra miantehitra amin’ny asan’ny lalàna, satria voasoratra hoe: “Voaozona izay tsy maharitra mankatò ny zavatra rehetra voasoratra ao amin’ny horonam-boky misy ny Lalàna.”+
14 Ary novonoiny+ ilay sora-tanana+ nisy didy maro,+ izay niampanga antsika sy nanameloka antsika.+ Eny, nesoriny izy io rehefa nofantsihany+ tamin’ny hazo fijaliana.+