Mika 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mitsiriritra saha izy, ka maka izany an-keriny,+ ary mitsiriritra trano koa ka maka izany. Manambaka lehilahy tomady mbamin’ny ankohonany izy,+ eny, manambaka lehilahy ka maka ny lovany.+ Asan’ny Apostoly 20:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tsy nitsiriritra volafotsy na volamena na fitafian’iza na iza aho,+
2 Mitsiriritra saha izy, ka maka izany an-keriny,+ ary mitsiriritra trano koa ka maka izany. Manambaka lehilahy tomady mbamin’ny ankohonany izy,+ eny, manambaka lehilahy ka maka ny lovany.+