Genesisy 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hitan’i Jehovah fa be ny faharatsian’ny olona teto an-tany, ary zava-dratsy foana koa no nalehan’ny sainy.*+ Isaia 64:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nanjary toy ny olona maloto izahay rehetra, ary toy ny akanjo voaloton’ny fadimbolana+ ny rariny rehetra ataonay. Halazo toy ny ravinkazo+ izahay rehetra, ary hipaoka anay toy ny rivotra ny fahadisoanay.+
5 Ary hitan’i Jehovah fa be ny faharatsian’ny olona teto an-tany, ary zava-dratsy foana koa no nalehan’ny sainy.*+
6 Dia nanjary toy ny olona maloto izahay rehetra, ary toy ny akanjo voaloton’ny fadimbolana+ ny rariny rehetra ataonay. Halazo toy ny ravinkazo+ izahay rehetra, ary hipaoka anay toy ny rivotra ny fahadisoanay.+