Mpitoriteny 7:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izao ihany no hitako: Mahitsy fo no nanaovan’Andriamanitra ny olombelona,+ saingy nitady tetika maro izy ireo.”+ Jeremia 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Mamitaka mihoatra noho ny zava-drehetra ny fo, sady sarotra fehezina.+ Iza no mahalala ny aminy? Lioka 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Takatr’i Jesosy anefa ny eritreriny, ka hoy izy: “Inona izao eritreretinareo ao am-ponareo izao?+
29 Izao ihany no hitako: Mahitsy fo no nanaovan’Andriamanitra ny olombelona,+ saingy nitady tetika maro izy ireo.”+