Romanina 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fantatsika mantsy fa niara-nofantsihana taminy ny toetrantsika taloha,+ mba tsy ho afa-manao na inona na inona ny vatantsika feno ota.+ Amin’izay dia tsy ho mpanompon’ny ota intsony isika.+ Romanina 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha tafaray aminareo i Kristy,+ na dia maty aza ny vatanareo noho ny ota, dia mitondra fiainana kosa ny fanahy masina+ noho ny fahamarinana.
6 Fantatsika mantsy fa niara-nofantsihana taminy ny toetrantsika taloha,+ mba tsy ho afa-manao na inona na inona ny vatantsika feno ota.+ Amin’izay dia tsy ho mpanompon’ny ota intsony isika.+
10 Raha tafaray aminareo i Kristy,+ na dia maty aza ny vatanareo noho ny ota, dia mitondra fiainana kosa ny fanahy masina+ noho ny fahamarinana.