Romanina 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Isaorana anefa Andriamanitra fa na mpanompon’ny ota aza ianareo taloha, dia tonga mpankatò amin’ny fonareo, eny, mpankatò ilay karazam-pampianarana nankinina taminareo.+ 1 Korintianina 15:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Fa hisaorana anie Andriamanitra, satria manome antsika ny fandresena izy, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika!+
17 Isaorana anefa Andriamanitra fa na mpanompon’ny ota aza ianareo taloha, dia tonga mpankatò amin’ny fonareo, eny, mpankatò ilay karazam-pampianarana nankinina taminareo.+
57 Fa hisaorana anie Andriamanitra, satria manome antsika ny fandresena izy, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika!+