Filipianina 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 sao mba mety hahazo an’ilay fitsanganana amin’ny maty aloha kokoa.+ Apokalypsy 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Sambatra+ sy masina+ izay manana anjara amin’ny fitsanganana voalohany. Tsy manam-pahefana+ amin’izy ireo ny fahafatesana faharoa,+ fa ho mpisoron’Andriamanitra+ sy Kristy ireo, ka hiara-manjaka aminy mandritra ny arivo taona.+
6 Sambatra+ sy masina+ izay manana anjara amin’ny fitsanganana voalohany. Tsy manam-pahefana+ amin’izy ireo ny fahafatesana faharoa,+ fa ho mpisoron’Andriamanitra+ sy Kristy ireo, ka hiara-manjaka aminy mandritra ny arivo taona.+