Malakia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 fa i Esao+ kosa halako, ka nataoko lao ny tendrombohiny+ ary ny lovany nataoko fonenan’ny alikadia any an-tany efitra.”+ Hebreo 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tandremo koa sao hisy mpijangajanga eo aminareo, na olona tsy manaja zava-masina tahaka an’i Esao,+ izay nahafoy ny zon’ny lahimatoa ho takalon’ny hanina indray mihinana.+
3 fa i Esao+ kosa halako, ka nataoko lao ny tendrombohiny+ ary ny lovany nataoko fonenan’ny alikadia any an-tany efitra.”+
16 Tandremo koa sao hisy mpijangajanga eo aminareo, na olona tsy manaja zava-masina tahaka an’i Esao,+ izay nahafoy ny zon’ny lahimatoa ho takalon’ny hanina indray mihinana.+