Romanina 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa na iza na iza ianao, ralehilahy,+ dia tsy afa-tsiny ianao raha mitsara.+ Fa izay zavatra itsaranao ny hafa no anamelohanao ny tenanao, satria ianao izay mitsara io+ dia mpanao izany koa.+
2 Koa na iza na iza ianao, ralehilahy,+ dia tsy afa-tsiny ianao raha mitsara.+ Fa izay zavatra itsaranao ny hafa no anamelohanao ny tenanao, satria ianao izay mitsara io+ dia mpanao izany koa.+