Lioka 20:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ho potipotika+ izay rehetra mianjera eo amin’izany vato izany, ary ho torotoro izay ianjerany.”+ 1 Korintianina 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 fa isika kosa mitory an’i Kristy voafantsika tamin’ny hazo fijaliana.+ Amin’ny Jiosy izany dia zavatra mahatafintohina,+ ary amin’ny hafa firenena dia hadalana.+
23 fa isika kosa mitory an’i Kristy voafantsika tamin’ny hazo fijaliana.+ Amin’ny Jiosy izany dia zavatra mahatafintohina,+ ary amin’ny hafa firenena dia hadalana.+