1 Korintianina 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 mba tsy hisy fisaratsarahana eo amin’ny vatana, fa mba hifampiahy ireo rantsany.+ Efesianina 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa satria àry efa narianareo ny lainga,+ dia milazà ny marina amin’ny namanareo avy ianareo tsirairay,+ fa rantsambatana mifampiankina isika.+
25 Koa satria àry efa narianareo ny lainga,+ dia milazà ny marina amin’ny namanareo avy ianareo tsirairay,+ fa rantsambatana mifampiankina isika.+