Romanina 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tamin’izany, dia nataoko ho tanjona tokoa ny tsy hitory ny vaovao tsara tany amin’izay efa nandrenesana ny anaran’i Kristy, mba tsy hanorenako eo ambonin’ny fototra efa napetraky ny hafa.+ Hebreo 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa satria efa nialantsika ny fampianarana fototra+ momba an’i Kristy,+ dia aoka isika handroso haingana ho amin’ny fahamatorana,+ ka tsy hametraka fototra indray,+ dia fibebahana amin’ny asa maty,+ finoana an’Andriamanitra,+
20 Tamin’izany, dia nataoko ho tanjona tokoa ny tsy hitory ny vaovao tsara tany amin’izay efa nandrenesana ny anaran’i Kristy, mba tsy hanorenako eo ambonin’ny fototra efa napetraky ny hafa.+
6 Koa satria efa nialantsika ny fampianarana fototra+ momba an’i Kristy,+ dia aoka isika handroso haingana ho amin’ny fahamatorana,+ ka tsy hametraka fototra indray,+ dia fibebahana amin’ny asa maty,+ finoana an’Andriamanitra,+