Lioka 2:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 —na ianao aza ho toy ny voatrobaky ny sabatra+—mba hiharihary+ ny eritreritra any am-pon’ny maro.” 1 Tesalonianina 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Efa hitan’Andriamanitra fa mendrika hanankinana+ ny vaovao tsara izahay, ka izany no itenenanay, tsy toy ny mila sitraka+ amin’olona, fa amin’Andriamanitra izay mandinika ny fonay.+
35 —na ianao aza ho toy ny voatrobaky ny sabatra+—mba hiharihary+ ny eritreritra any am-pon’ny maro.”
4 Efa hitan’Andriamanitra fa mendrika hanankinana+ ny vaovao tsara izahay, ka izany no itenenanay, tsy toy ny mila sitraka+ amin’olona, fa amin’Andriamanitra izay mandinika ny fonay.+