2 Korintianina 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izany no antony anoratako aminareo dieny mbola tsy eo aminareo aho. Amin’izay, rehefa eo aho, dia tsy ho hentitra be,+ araka ny fahefana nomen’ny Tompo ahy, satria nomeny fahefana hampahery+ aho fa tsy handrava.
10 Izany no antony anoratako aminareo dieny mbola tsy eo aminareo aho. Amin’izay, rehefa eo aho, dia tsy ho hentitra be,+ araka ny fahefana nomen’ny Tompo ahy, satria nomeny fahefana hampahery+ aho fa tsy handrava.