14 Mahafantatra sady miaiky ao amin’i Jesosy Tompo aho fa tsy misy zavatra maloto ka hoe ilay izy mihitsy no efa maloto.+ Fa rehefa heverin’ny olona ho maloto ny zavatra iray, vao maloto aminy izany.+
27 Raha misy tsy mpino manasa anareo ka te ho any ianareo, dia hano izay rehetra aroso eo anoloanareo,+ ka aza manontany sao hampikorontana ny feon’ny fieritreretanareo izany.+