9 Azo antoka, ry rahalahy, fa tsaroanareo ny asa mafy nataonay sy ny fisasaranay. Fa rehefa nitory ny vaovao tsaran’Andriamanitra taminareo izahay, dia niasa+ andro aman’alina mba tsy hampitondra enta-mavesatra na iza na iza taminareo teo amin’ny lafiny ara-bola.+