Matio 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Lazaiko aminao koa fa ianao no Petera,+ ary eo ambonin’ity vatolampy+ ity no hanorenako ny fiangonako, ka tsy haharesy azy+ ny vavahadin’ny Fasana.*+ 1 Petera 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rehefa manatona azy ianareo, toy ny manatona vato+ velona izay nolavin’ny+ olona+ nefa voafidy sy sarobidy amin’Andriamanitra,+
18 Lazaiko aminao koa fa ianao no Petera,+ ary eo ambonin’ity vatolampy+ ity no hanorenako ny fiangonako, ka tsy haharesy azy+ ny vavahadin’ny Fasana.*+
4 Rehefa manatona azy ianareo, toy ny manatona vato+ velona izay nolavin’ny+ olona+ nefa voafidy sy sarobidy amin’Andriamanitra,+