Romanina 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Toy izany koa ianareo, ry rahalahiko: Tamin’ny alalan’ny vatan’i Kristy, dia maty ianareo raha ny amin’ny Lalàna+ mba ho lasa vadin’olon-kafa,+ eny, ho vadin’ilay natsangana tamin’ny maty.+ Amin’izay isika dia hamokatra+ ho an’Andriamanitra. 1 Korintianina 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny kaopin’ny+ fisaorana izay isaorantsika, tsy fandraisan-tsoa amin’ny ran’i Kristy koa ve izany? Ary ny mofo tapahintsika,+ tsy fandraisan-tsoa amin’ny vatan’i Kristy+ koa ve izany? Efesianina 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 mba hanitsiana+ ny olona masina, ka hanaovany asa fanompoana, sy hanorenana ny vatan’i Kristy.
4 Toy izany koa ianareo, ry rahalahiko: Tamin’ny alalan’ny vatan’i Kristy, dia maty ianareo raha ny amin’ny Lalàna+ mba ho lasa vadin’olon-kafa,+ eny, ho vadin’ilay natsangana tamin’ny maty.+ Amin’izay isika dia hamokatra+ ho an’Andriamanitra.
16 Ny kaopin’ny+ fisaorana izay isaorantsika, tsy fandraisan-tsoa amin’ny ran’i Kristy koa ve izany? Ary ny mofo tapahintsika,+ tsy fandraisan-tsoa amin’ny vatan’i Kristy+ koa ve izany?