Jaona 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 fa izay rehetra misotro ny rano homeko azy kosa tsy hangetaheta intsony mihitsy.+ Fa ilay rano homeko azy dia ho loharano+ ao anatiny, izay hiboiboika mba hanome fiainana mandrakizay.”+ Jaona 7:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ary tamin’ilay andro farany, izay andro lehibe tamin’ilay fety,+ dia nitsangana i Jesosy ka niteny mafy hoe: “Raha misy mangetaheta,+ aoka izy hanatona ahy ka hisotro. Apokalypsy 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary miteny tsy an-kijanona ny fanahy+ sy ny ampakarina+ hoe: “Avia!” Ary aoka izay mandre hilaza hoe: “Avia!”+ Ary aoka ho avy izay mangetaheta.+ Ary izay maniry, aoka izy hisotro maimaim-poana amin’ny ranon’aina.+
14 fa izay rehetra misotro ny rano homeko azy kosa tsy hangetaheta intsony mihitsy.+ Fa ilay rano homeko azy dia ho loharano+ ao anatiny, izay hiboiboika mba hanome fiainana mandrakizay.”+
37 Ary tamin’ilay andro farany, izay andro lehibe tamin’ilay fety,+ dia nitsangana i Jesosy ka niteny mafy hoe: “Raha misy mangetaheta,+ aoka izy hanatona ahy ka hisotro.
17 Ary miteny tsy an-kijanona ny fanahy+ sy ny ampakarina+ hoe: “Avia!” Ary aoka izay mandre hilaza hoe: “Avia!”+ Ary aoka ho avy izay mangetaheta.+ Ary izay maniry, aoka izy hisotro maimaim-poana amin’ny ranon’aina.+