Romanina 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha zanaka àry isika, dia mpandova koa: Eny tokoa, mpandova an’Andriamanitra, fa mpiara-mandova+ amin’i Kristy kosa, raha miara-mijaly+ aminy isika mba homem-boninahitra miaraka aminy koa.+
17 Raha zanaka àry isika, dia mpandova koa: Eny tokoa, mpandova an’Andriamanitra, fa mpiara-mandova+ amin’i Kristy kosa, raha miara-mijaly+ aminy isika mba homem-boninahitra miaraka aminy koa.+