Matio 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Sambatra ny madio am-po,+ fa izy no hahita an’Andriamanitra.+ 1 Jaona 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ry malala, zanak’Andriamanitra+ isika ankehitriny, nefa mbola tsy naseho hoe hanao ahoana moa isika.+ Izao no fantatsika: Ho tahaka azy isika+ rehefa haseho+ izy, satria ho hitantsika hoe manao ahoana izy.+ Apokalypsy 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ka hahita ny tavany,+ ary ho eo amin’ny handrin’izy ireo ny anaran’Andriamanitra.+
2 Ry malala, zanak’Andriamanitra+ isika ankehitriny, nefa mbola tsy naseho hoe hanao ahoana moa isika.+ Izao no fantatsika: Ho tahaka azy isika+ rehefa haseho+ izy, satria ho hitantsika hoe manao ahoana izy.+