Matio 22:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia hoy i Jesosy taminy: “‘Tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ary ny sainao manontolo.’+ Romanina 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny fitiavana+ tsy manisy ratsy ny namana,+ koa ny fitiavana no fanatanterahana ny lalàna.+
37 Dia hoy i Jesosy taminy: “‘Tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ary ny sainao manontolo.’+