Isaia 53:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Rehefa maty izy, dia hatao eo amin’ny ratsy fanahy+ sy ny mpanankarena ny fasany,+ na dia tsy nanao herisetra+ aza izy sady tsy nisy fitaka teo am-bavany.+ Matio 27:60 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 dia napetrany tao amin’ny fasany+ vaovao nolavahany teo amin’ny vatolampy. Ary nanakodia vato be teo am-baravaran’ilay fasana izy, dia lasa.+
9 Rehefa maty izy, dia hatao eo amin’ny ratsy fanahy+ sy ny mpanankarena ny fasany,+ na dia tsy nanao herisetra+ aza izy sady tsy nisy fitaka teo am-bavany.+
60 dia napetrany tao amin’ny fasany+ vaovao nolavahany teo amin’ny vatolampy. Ary nanakodia vato be teo am-baravaran’ilay fasana izy, dia lasa.+