Asan’ny Apostoly 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia lavo tamin’ny tany izy, ary nandre feo nilaza taminy hoe: “Saoly, Saoly, nahoana no manenjika ahy ianao?”+ 1 Korintianina 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy olona afaka ve aho?+ Tsy apostoly ve aho?+ Tsy efa nahita an’i Jesosy Tompontsika ve aho?+ Tsy ianareo ve no vokatry ny asako ao amin’ny Tompo?
4 Dia lavo tamin’ny tany izy, ary nandre feo nilaza taminy hoe: “Saoly, Saoly, nahoana no manenjika ahy ianao?”+
9 Tsy olona afaka ve aho?+ Tsy apostoly ve aho?+ Tsy efa nahita an’i Jesosy Tompontsika ve aho?+ Tsy ianareo ve no vokatry ny asako ao amin’ny Tompo?