Romanina 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Araka izay nambaran’ny+ Lalàna+ sy ny Mpaminany+ anefa, dia aseho ankehitriny fa afaka ny ho tonga olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra+ ny olona, nefa tsy amin’ny alalan’ny fitandremana ny lalàna. 2 Korintianina 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa avy amin’Andriamanitra ny zava-drehetra, ary nampihavaniny+ taminy tamin’ny alalan’i Kristy izahay, ka nomeny fanompoana+ fampihavanana,
21 Araka izay nambaran’ny+ Lalàna+ sy ny Mpaminany+ anefa, dia aseho ankehitriny fa afaka ny ho tonga olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra+ ny olona, nefa tsy amin’ny alalan’ny fitandremana ny lalàna.
18 Fa avy amin’Andriamanitra ny zava-drehetra, ary nampihavaniny+ taminy tamin’ny alalan’i Kristy izahay, ka nomeny fanompoana+ fampihavanana,