2 Korintianina 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Efa nialanay ny zava-mahamenatra+ afenimpenina, ka tsy manao zavatra amin-kafetsena na manatsatso ny tenin’Andriamanitra+ izahay. Mampiseho miharihary ny fahamarinana kosa izahay, ka ohatra tsara ho an’ny olona* rehetra, eo imason’Andriamanitra.+
2 Efa nialanay ny zava-mahamenatra+ afenimpenina, ka tsy manao zavatra amin-kafetsena na manatsatso ny tenin’Andriamanitra+ izahay. Mampiseho miharihary ny fahamarinana kosa izahay, ka ohatra tsara ho an’ny olona* rehetra, eo imason’Andriamanitra.+