2 Timoty 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ary raha miaritra foana isika, dia ho mpanjaka hiara-mitondra aminy.+ Fa raha mandà+ azy kosa isika, dia holaviny. 1 Petera 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Na i Kristy aza mantsy maty indray mandeha monja noho ny ota,+ izany hoe olo-marina ho solon’ny tsy marina,+ mba hitondrany anareo ho amin’Andriamanitra.+ Nofo izy rehefa novonoina,+ fa fanahy* kosa rehefa novelomina,+
12 ary raha miaritra foana isika, dia ho mpanjaka hiara-mitondra aminy.+ Fa raha mandà+ azy kosa isika, dia holaviny.
18 Na i Kristy aza mantsy maty indray mandeha monja noho ny ota,+ izany hoe olo-marina ho solon’ny tsy marina,+ mba hitondrany anareo ho amin’Andriamanitra.+ Nofo izy rehefa novonoina,+ fa fanahy* kosa rehefa novelomina,+