2 Korintianina 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa tsy manenina aho na dia nampalahelo anareo tamin’ilay taratasiko aza.+ Hitako mantsy fa nampalahelo anareo ilay taratasy, nefa vetivety ihany. Ary na dia nanenina aza aho tamin’ny voalohany,
8 Koa tsy manenina aho na dia nampalahelo anareo tamin’ilay taratasiko aza.+ Hitako mantsy fa nampalahelo anareo ilay taratasy, nefa vetivety ihany. Ary na dia nanenina aza aho tamin’ny voalohany,