7 Fa isika miresaka momba ny fahendren’Andriamanitra ao amin’ny zava-miafina masina,+ dia ilay fahendrena nafenina, izay efa nomanin’Andriamanitra mialoha, talohan’ny niorenan’ireo rafitra+ nisy teto amin’ity tontolo ity, mba hahazoantsika voninahitra.