Habakoka 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Misy olona mirehareha+ sady tsy mba manao izay mahitsy, fa ny olo-marina kosa ho velona noho ny tsy fivadihany.+ Hebreo 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “Fa ny oloko marina kosa ho velona noho ny finoany”,+ fa “raha mihemotra izy, dia tsy hankasitrahako.”+
4 “Misy olona mirehareha+ sady tsy mba manao izay mahitsy, fa ny olo-marina kosa ho velona noho ny tsy fivadihany.+
38 “Fa ny oloko marina kosa ho velona noho ny finoany”,+ fa “raha mihemotra izy, dia tsy hankasitrahako.”+