Asan’ny Apostoly 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa hoy i Paoly: “Batisa mariky ny fibebahana no nataon’i Jaona,+ ka nilaza tamin’ny olona izy mba hino an’ilay ho tonga aoriany,+ dia i Jesosy.” 1 Petera 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa izao no voalazan’ny Soratra Masina: “Mametraka vato ao Ziona aho, dia vato voafidy, vato fehizoro sarobidy. Tsy hisy ho diso fanantenana mihitsy izay mino azy io.”+
4 Fa hoy i Paoly: “Batisa mariky ny fibebahana no nataon’i Jaona,+ ka nilaza tamin’ny olona izy mba hino an’ilay ho tonga aoriany,+ dia i Jesosy.”
6 Fa izao no voalazan’ny Soratra Masina: “Mametraka vato ao Ziona aho, dia vato voafidy, vato fehizoro sarobidy. Tsy hisy ho diso fanantenana mihitsy izay mino azy io.”+