-
Hebreo 9:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Koa izany no mahatonga azy ho mpanelanelana+ amin’ny fifanekena vaovao. Amin’izay dia hahazo fampanantenana ny amin’ny lova mandrakizay+ ireo voantso. Fa maty i Kristy mba hanafahana azy ireo amin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+ ka hanavotana azy ireo tamin’ny fandikan-dalàna teo ambanin’ilay fifanekena taloha.+
-