Asan’ny Apostoly 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa nandre izany ireo, dia natao batisa tamin’ny anaran’i Jesosy Tompo.+ Romanina 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Sa tsy fantatrareo fa isika rehetra izay natao batisa ho amin’i Kristy Jesosy,+ dia natao batisa ho amin’ny fahafatesany?+
3 Sa tsy fantatrareo fa isika rehetra izay natao batisa ho amin’i Kristy Jesosy,+ dia natao batisa ho amin’ny fahafatesany?+