Romanina 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa tsy misy fahasamihafana ny Jiosy sy ny Grika.+ Iray ihany mantsy ny Tompo izay ambonin’izy rehetra, sady manome be dia be+ ho an’izay rehetra miantso azy.
12 Fa tsy misy fahasamihafana ny Jiosy sy ny Grika.+ Iray ihany mantsy ny Tompo izay ambonin’izy rehetra, sady manome be dia be+ ho an’izay rehetra miantso azy.