-
Joda 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nisy olona nitsofoka mangingina+ mantsy eo amintsika, dia olona efa voatendrin’ny+ Soratra Masina hatramin’ny ela ho amin’izao fanamelohana+ izao. Olona tsy matahotra an’Andriamanitra+ ireny, ka ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitsika no avadiny ho fialan-tsiny hanaovana fitondran-tena baranahiny.+ Ary mivadika+ amin’i Jesosy Kristy, ilay hany Tompo+ nividy+ antsika, koa ireny.
-