Jaona 8:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary hoy ireo: “I Abrahama no rainay.”+ Dia hoy i Jesosy: “Ataovy àry ny asan’i Abrahama raha zanak’i Abrahama ianareo.+ Romanina 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hatao grefy koa izy ireo raha miala amin’ny tsy finoany,+ fa hain’Andriamanitra ny manao grefy azy indray.
39 Ary hoy ireo: “I Abrahama no rainay.”+ Dia hoy i Jesosy: “Ataovy àry ny asan’i Abrahama raha zanak’i Abrahama ianareo.+
23 Hatao grefy koa izy ireo raha miala amin’ny tsy finoany,+ fa hain’Andriamanitra ny manao grefy azy indray.