11 Fa manoratra aminareo kosa aho izao mba tsy hifaneraseranareo intsony+ amin’izay antsoina hoe rahalahy nefa mpijangajanga, na manana faniriana tsy mety afa-po,+ na mpanompo sampy, na mpanevateva, na mpimamo,+ na mpanao an-keriny, ary mba tsy hiara-mihinana aminy akory.