Salamo 143:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ampianaro hanao ny sitraponao aho,+Fa ianao no Andriamanitro.+Tsara ny fanahinao,+Ka enga anie izy io hitarika ahy, ao amin’ny tanin’ny fahitsiana!+ Ohabolana 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 dia ho takatrao ny atao hoe fahatahorana+ an’i Jehovah, ary ho hitanao ny fahalalana an’Andriamanitra.+ Jaona 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha misy olona te hanao ny sitrapon’Andriamanitra, dia ho fantatr’izany olona izany raha avy amin’Andriamanitra+ ny fampianarako, na miteny araka ny nahim-poko fotsiny aho.
10 Ampianaro hanao ny sitraponao aho,+Fa ianao no Andriamanitro.+Tsara ny fanahinao,+Ka enga anie izy io hitarika ahy, ao amin’ny tanin’ny fahitsiana!+
5 dia ho takatrao ny atao hoe fahatahorana+ an’i Jehovah, ary ho hitanao ny fahalalana an’Andriamanitra.+
17 Raha misy olona te hanao ny sitrapon’Andriamanitra, dia ho fantatr’izany olona izany raha avy amin’Andriamanitra+ ny fampianarako, na miteny araka ny nahim-poko fotsiny aho.