Kolosianina 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary izay ataonareo, na amin’ny teny na amin’ny asa,+ dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo,+ ka misaora+ an’Andriamanitra Ray amin’ny alalany. 1 Tesalonianina 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Misaora amin’ny zava-drehetra,+ fa izany no sitrapon’Andriamanitra ny aminareo, eny, ny sitrapony amin’ny alalan’i Kristy Jesosy.
17 Ary izay ataonareo, na amin’ny teny na amin’ny asa,+ dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo,+ ka misaora+ an’Andriamanitra Ray amin’ny alalany.
18 Misaora amin’ny zava-drehetra,+ fa izany no sitrapon’Andriamanitra ny aminareo, eny, ny sitrapony amin’ny alalan’i Kristy Jesosy.