Romanina 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Andriamanitra kosa anefa naneho ny fitiavany+ antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty ho antsika i Kristy.+ 1 Jaona 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izao no nanehoana ny fitiavan’Andriamanitra tamintsika:+ Nirahiny ho amin’izao tontolo izao ny Zanany lahitokana+ mba hahazoantsika fiainana amin’ny alalany.+ 1 Jaona 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Isika kosa tia, satria izy no tia antsika voalohany.+
8 Andriamanitra kosa anefa naneho ny fitiavany+ antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty ho antsika i Kristy.+
9 Izao no nanehoana ny fitiavan’Andriamanitra tamintsika:+ Nirahiny ho amin’izao tontolo izao ny Zanany lahitokana+ mba hahazoantsika fiainana amin’ny alalany.+