Ohabolana 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mahatsindry fo ny olona raha lalin-tsaina,+ ary voninahitra ho azy ny mamela fahadisoana.+ Efesianina 4:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Aoka kosa ianareo ho tsara fanahy+ amin’ny namanareo avy, ka hangoraka+ sy hifamela heloka tanteraka, toy ny namelan’Andriamanitra tanteraka ny helokareo,+ tamin’ny alalan’i Kristy. 1 Petera 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ambonin’ny zavatra rehetra, dia mifankatiava fatratra,+ satria manarona fahotana maro be ny fitiavana.+
32 Aoka kosa ianareo ho tsara fanahy+ amin’ny namanareo avy, ka hangoraka+ sy hifamela heloka tanteraka, toy ny namelan’Andriamanitra tanteraka ny helokareo,+ tamin’ny alalan’i Kristy.
8 Ambonin’ny zavatra rehetra, dia mifankatiava fatratra,+ satria manarona fahotana maro be ny fitiavana.+