Efesianina 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tonga mpanompo+ miandraikitra izany aho, noho ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra. Nomeny an’izany fanomezana maimaim-poana izany aho, ho fanehoany ny heriny.+
7 Tonga mpanompo+ miandraikitra izany aho, noho ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra. Nomeny an’izany fanomezana maimaim-poana izany aho, ho fanehoany ny heriny.+