2 Timoty 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Manomboka izao, dia tehirizina ho ahy ny satroboninahitry ny fahamarinana.+ Ny Tompo, ilay mpitsara+ marina, no hanome ahy izany ho valisoa+ amin’izany andro izany,+ ary tsy ho ahy ihany fa ho an’izay rehetra maniry mafy ny hisehoany koa.
8 Manomboka izao, dia tehirizina ho ahy ny satroboninahitry ny fahamarinana.+ Ny Tompo, ilay mpitsara+ marina, no hanome ahy izany ho valisoa+ amin’izany andro izany,+ ary tsy ho ahy ihany fa ho an’izay rehetra maniry mafy ny hisehoany koa.