1 Korintianina 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa na manana mpitaiza+ iray alina ao amin’i Kristy aza ianareo, dia azo antoka fa tsy manana ray maro.+ Fa tonga rainareo ao amin’i Kristy Jesosy aho, noho ny vaovao tsara.+
15 Fa na manana mpitaiza+ iray alina ao amin’i Kristy aza ianareo, dia azo antoka fa tsy manana ray maro.+ Fa tonga rainareo ao amin’i Kristy Jesosy aho, noho ny vaovao tsara.+