1 Korintianina 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hahatonga anareo ho mafy orina+ hatramin’ny farany koa Andriamanitra, mba tsy hisy antony hanakianana+ anareo amin’ny andron’i+ Jesosy Kristy Tompontsika.+ Filipianina 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mivavaka foana koa aho mba hamantaranareo tsara izay zava-dehibe kokoa.+ Amin’izay dia tsy hisy tsiny+ ianareo sady tsy hampihemotra+ ny sasany amin’ny finoana mandra-pahatongan’ny andron’i Kristy,
8 Ary hahatonga anareo ho mafy orina+ hatramin’ny farany koa Andriamanitra, mba tsy hisy antony hanakianana+ anareo amin’ny andron’i+ Jesosy Kristy Tompontsika.+
10 Mivavaka foana koa aho mba hamantaranareo tsara izay zava-dehibe kokoa.+ Amin’izay dia tsy hisy tsiny+ ianareo sady tsy hampihemotra+ ny sasany amin’ny finoana mandra-pahatongan’ny andron’i Kristy,